📌 Tontosa anio ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Lehiben’ny Fonjan’Antanimora teo aloha, A/toa RANDRIANANTENAINA Jean Claude sy A/toa RAJAONAH Harinirina Thierry izay vao nandray ny toerana.
⭐ Izany dia teo hanatrehan’ny Tale Jeneralin’ny Fandraharahana ny Fonja, RANDRIANANDRASANA Désiré sy ireo mpiara-miasa aminy.