Pejy an-tsary Alatsinainy 15 Novambra 2021

Fidinana ifotony ao Toamasina ataon’ny Delegasiona tarihin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Atoa IMBIKI Herilaza.
Fitsidihana ny Fonjabe, famoriana ireo mpiara-miasa, fandraisana ireo lehiben’ny fikambanana maro.