Pejy an-tsary ho an’ny Alahady 14 Novambra 2021

Fidinana ifotony any amin’ny Distrikan’ny Sainte Marie ataon’ny Delegasiona tarihin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Atoa IMBIKI Herilaza.
Fitsidihana ireo fotodrafitrasa maro nataon’ny Fitondram-panjakana toy ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany, Fifampiresahana amin’ireo Tompon’andraikitra isan-tsokajiny.
(Sary nomena)