Pejy an-tsary : Fidinana ifotony eto Fianarantsoa

Fidinana ifotony ataon’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana Ministry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza eto Fianarantsoa. Feno ny fandaharam-potoana. Nisy ohatra androany ny fihaonana tamin’ireo solontenan’ny Fokonolona teto Lalangina, izay nanolorany omby iray avy amin’ny anaran’ny tenany manokana