Pejy an-tsary : Fanatrehana ny lanonana famindrana fibaikoana tao amin’ny Akademia Miaramila ao Antsirabe (ACMIL)

Fanatrehan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza, ny lanonana famindrana fibaikoana tao amin’ny Akademia Miaramila ao Antsirabe (ACMIL)