Fifaninanana hidirana ao amin’ny ENAP Hanomboka ny 27 Septambra ny dingana faharoa

Ny 27 Septambra izao amin’ny 7 ora maraina no hanomboka any Antetezambaro-Toamasina ny dingana faharoa amin’ny fifaninanana hidirana ao amin’ny Sekolim-pirenena manofana Mpandraharahan’ny Fonja (Ecole Nationale de l’Administration Pénitentiaire – ENAP).
Toy izao ny fanazavana entin’ny Talen’ny ENAP, Atoa RAZAFINTSALAMA Désiré.