Pejy an-tsary Talata 08 Febroary 2022 : -Faravohitra-

1- Fitsidihana ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza, nataon’ny Masoivoho Soisa, SEM Chasper SAROTT,
2- Fitsidihana ara-pomba fanajana, nataon’ireo mpianatra ao amin’ny Sekolim-pirenena manofana Mpitsara (ENM) avy any Bordeaux manao fiofanana eto amintsika, tafiditra ao anaty fiaraha-miasa amin’ny Sekolim-pirenena manofana Mpitsara sy Mpiraki-draharaha (ENMG) eto Madagasikara