Navoakan’ny Fitsarana misahana ny Kaonty, androany Alarobia 17 Febroary 2022, ny tatitra momba ny fitsirihana (audit) izay nataon’izy ireo tamin’ny fitantanana ny vola natokana hiadiana amin’ny valanaretina Covid-19 nandritra ny taona 2020. Marihina moa fa izany fitantanana izany dia notanterahina tao anatin’ny fahasarotana maro nateraky ny krizy ara-pahasalamana nisy teto amin’ny firenena.
Misongadina ao anaty tatitra ny fizotry ny fampiasana ireo vola fanampiana, ka ho fanajana ny mangarahara dia natao ho fantatry ny rehetra izy ity.
——————————————
Lutte contre la pandémie de Covid-19:
La Cour des comptes a publié le rapport d’audit
La Cour des Comptes a rendu ce mercredi 17 Février 2022, le rapport d’audit sur la gestion des fonds liés à la lutte contre la pandémie de Covid-19 durant l’exercice 2020. Une gestion qui a été fortement perturbée par le contexte sanitaire d’une gravité sans précédente mais qui devait avant tout assurer la sauvegarde de la santé publique.
Le rapport fait le point sur les flux financiers dans la gestion de la crise. Pour la transparence et la redevabilité, il est mis à la disposition du public.