Fihaonana nifanatrehan’ny Loholona sy ny Governemanta izay nandraisan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis anjara tamin’ny fitondrana fanazavana sy valiny an’ireo fanontaniana sy fanamarihana samihafa momba ny Minisiteran’ny Fitsarana.