NY ANJARA ANDRAIKITRA HO FANATSARANA NY TANANAN’ANTANANARIVO IZAY NOTANTERAHIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA

📌

Ho tohin’ny hetsika tagnamaro ho fanadiovana ny tanàna dia nitondra fanatsarana ny zaridaina sy nandoko ny faritra teo amin’ny « Rondpoint » Ambohidahy anio 12 aprily 2025 ny solontena avy eto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana,izay notarihan’ny Tale kabinetran’ny Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RABEARISOA Rochel sy ny Tale Jeneralin’ny Fandaharan’asa sy Loharanon-karena, Andriamatoa RAVELOSON Aimé Gilbert.