Madagasikara ho mpampiantrano ny Fihaonambe faha-45 an’ny SADC!

03 – 18 Aogositra 2025

📍Antananarivo

Manomboka amin’ity fihaonana ity dia Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan’ny Repoblika, no handray ny fitarika ny SADC mandritra ny herintaona. 🇲🇬✨

Fa inona moa izany SADC izany, ary inona no maha-zava-dehibe azy ho an’i Madagasikara sy ny faritra atsimon’i Afrika ? 🤔👇👇👇