Nohon’ny fandalovan’ny Masoivohon’ny Madagasikara any Maorisy, Andriamatoa Camille Albert VITAL eto Antananarivo dia tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis teto Faravohitra izy androany Alarobia 30 aprily 2025.