FIFANINANA HIDIRANA HO MPIRAKIDRAHARAHA, TONGA NANKAHERY IREO MPIARA-MIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRA NY MINISITRY NY FITSARANA.

📌Tonga nankahery ireo mpiara-miasa sy tompon’andraikitra mikarakara ny fifaninana ho Mpirakidraharaha ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis androany 26 aprily 2025.

⭕Asa goavana no sahanin’ireo mpikarakara ny fifaninana izay karakarain’ny Sekolim-pirenena Mpampiofana ho Mpitsara sy Mpirakidraharaha (ENMG) ka izay no nahatongavan’ny Minisitra mba hankahery azy ireo sy hijery ny fanantontosana izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *