

Nanatrika izany fotoam-pivavahana izany, izany nisolo-tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Ramatoa Sekretera Jeneraly ny Ministeran’ Fitsarana sy Andriamatoa Talen’ny Kabinetra an’Andriamatoa Minisitry ny Fitsarana.