Catégorie : Autres évènements
𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 : 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐤𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐕𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨
Anio 20 jona 2025, dia nanantanteraka hetsika ara-kolontsaina ny teny amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy, izay ao anatin’ny fanamarihana ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, izay notarihan’ny…
FAMETRAHANA NY TONIA MPAMPANOA LALANA EO ANIVON’NY FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY MAMPIKONY.
Notanterahana ny alarobia 18 jona 2025, ny lanonam-pitsarana manetriketrika nametrahana tamin’ny toerany ny Tonia mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Mampikony, Ramatoa RABEARIVO Marie…
LANONAM-PANOKAFANA NY FIOFANANA MITOHY HO AN’IREO MPITSARA
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 17 Jona 2025, teny amin’ny « Le Centell Hotel » Antanimena, ny fiofanana mitohy ho an’ireo Mpitsara. Ny lohahevitra hijoroan’ity fiofanana ity…
FIFANINANANA HIDIRANA MPIANATRA HO MPITSARA AO AMIN’NY SEKOLIM-PIRENENA MPAMPIOFANA HO MPITSARA SY MPIRAKIDRAHARAHA (ENMG)
Noho ny fangatahan’ny maro dia nahemotra hatramin’ny 29 Aogositra 2025 ny fotoana farany fametrahana sy handraisana ireo antotan-taratasy ilaina amin’ny fifaninana hidirana ho mpianatra ho…
NY ANJARA ANDRAIKITRA HO FANATSARANA NY TANANAN’ANTANANARIVO IZAY NOTANTERAHIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA
Ho tohin’ny hetsika tagnamaro ho fanadiovana ny tanàna dia nitondra fanatsarana ny zaridaina sy nandoko ny faritra teo amin’ny « Rondpoint » Ambohidahy anio 12 aprily 2025…