Catégorie : Autres évènements
Briefing supplémentaire, selon l’ordonnance de justice rendue aujourd’hui 10 juillet 2025, qui a été faite par Tonia la Haute Cour d’Antananarivo, à laquelle ont assisté Tonia le législateur au tribunal primaire d’Anosy et le juge supérieur concernant l’affaire de viol d’un mineur qui a eu lieu à Imerintsiatosika.
FAMIRAPIRATAN’I MADAGASIKARA EO ANIVON’NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA – VOKATSOA ARA- DIPLOMATIKA VAOVAO AZON’NY FIRENENA MALAGASY.
Mitohy hatrany ny fampiharana ny fomba fijery sy fomba fitantanana mampivelatra ny maha izy azy ireo Mpiasam-panjakana eo anivon’ny ny Ministeran’ny Fitsarana. Notontosaina ny Talata…
Observation de la fête de l’indépendance au lac Iarivo
TRAVAIL SOCIAL : PARTAGER L’AMOUR ET L’ESPOIR AUX PRISONNÉS DANS LA PRISON D’ANTANIMORA.
En célébration du retour de l’indépendance de Madagascar, d’autant plus que juin est un mois dédié aux enfants, le mardi 24 juin 2025, les détenus…
MIKASIKA ILAY RAHARAHA FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO.
Ny fivahinianan’ny Tonia Mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona, tao amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Televiziona Malagasy, ny Viva Tv, ny TV…
FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA: FANOMPOAM-PIVAVAHANA ADVANTISTA HITONDRANA AM-BAVAKA NY FIRENENA.
Nanatrika izany fotoam-pivavahana izany, izany nisolo-tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Ramatoa Sekretera Jeneraly ny Ministeran’ Fitsarana sy Andriamatoa…
𝗙𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸𝗮𝗱𝘆 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗼𝘁𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟮𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗩𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗿𝗶𝘃𝗼𝗻𝗶𝗺𝗮𝗺𝗼.
Tanteraka ny 20 Jona 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Arivonimamo ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ny paik’ady sy ny fizotrin’ ny raharaham-pitsarana, ho ampahany…