Catégorie : Autres évènements
𝐅𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚̀𝐧𝐚𝐧𝐚
Antananarivo, 12 Aogositra 2025 – Nisokatra androany teto Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara ny Filankevitry ny Minisitry ny SADC, izay enti-manomana ny fihaonana an-tampony faha-45n’ireo Filoham-panjakana sy…
Fantaro ireo lohahevitra mandritra ny fihaonana an-tampon’ny SADC.
Lalan-tsaina entintsika mametraka SADC mafy fototra sy maharitra.
SEHATRA IRAISAM-PIRENENA.
𝑲𝒊𝒏𝒔𝒉𝒂𝒔𝒂, 𝑹𝑫𝑪 𝑪𝒐𝒏𝒈𝒐 – [29-31 𝒋𝒐𝒍𝒂𝒚 2025]. Manome voninahitra an’i Madagasikara ny atrik’asa iraisam-pirenena, izay nahakasika ny Fandraharahana ny fonja, notanterahin’ny MONUSCO (Mission de l’Organisation…
Nanamarika ny fanombohan’ny volana Aogositra 2025 eo amin’ny fianakaviamben’ny Fitsarana ny fanatanterahana ny tohin’ny fanadiovana faobe izay natao androany alakamisy 01 Aogositra 2025. Niainga avy teny amin’ny Kianjan’ny Maki Andohatapenaka no nanadio ka tonga hatrany amin’ny sampanan’Ambohitrimanjaka.
Tao anatin’ny firaisan-kina tanteraka no nizoran’ny fanadiovana, izay niarahan’ireo rantsa-mangaika rehetra mandrafitra ny fianakaviamben’ny Fitsarana. Nitondra ny teny fisaorana, nisolo tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana,…
PROGRAMME SPECIAL – IAVOLOHA EN DIRECT | 24 JUILLET 2025
En célébration de la journée internationale « Nelson Mandela », le vendredi 18 juillet 2025, la célébration s’est tenue à la prison d’Antanimora.
La Secrétaire Générale du Ministère, Mme BELALAHY Hanitriniaina, a livré le message du Préservateur du gouvernement, Ministre de la Justice, M. RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis en…
29 andro mialohan’ny Fihaonana an-tampon’ny SADC eto Antananarivo !
Afaka iray volana dia handray ny Fihaonana an-tampon’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta mpikambana ao amin’ny SADC eto Antananarivo isika. Mandritra izany no handraisan’Andriamatoa Andry RAJOELINA,…
Madagasikara ho mpampiantrano ny Fihaonambe faha-45 an’ny SADC!
03 – 18 Aogositra 2025 Antananarivo Manomboka amin’ity fihaonana ity dia Andriamatoa Andry RAJOELINA, Filohan’ny Repoblika, no handray ny fitarika ny SADC mandritra ny herintaona….
Suite à l’affaire de spéculation à Ambohimalaza, Tonia le procureur de la Cour primaire d’Anosy apporte à nouveau des explications.
Journée Africaine contre la Corruption – JALCC 2025
La célébration de la journée africaine contre la corruption s’est tenue aujourd’hui 11 juillet 2025. La cérémonie a été ouverte, officiellement, et représentée par le…