Posted in Actualités

NODIMANDRY NY AMBASADAORO MALAGASY ANY FRANTSA.

Ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis sy ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’Andriamatoa S.E.M. RAJOHNSON Olivier…

Lire la suite NODIMANDRY NY AMBASADAORO MALAGASY ANY FRANTSA.
Posted in Actualités

Nodimandry ny Papa Ray Masina François.

Tamin’ny alahelo lehibe no nandrenesako ny fahalasanan’ny Papa Ray Masina, Papa François. Tsaroako manokana ireo fihaonana taminy. Nahakasika ny fon’olona maro ny fahatsoram-pony fa indrindra…

Lire la suite Nodimandry ny Papa Ray Masina François.
Posted in Actualités

Fanentanana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hajaina, Andriamatoa Andry Rajoelina

Manentana ny olom-pirenena tsirairay avy Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, amin’ny fanadiovana sy fikarakarana ny tanàna manodidina azy ireo. Tsy amin’ny fandraisana ny COI ihany…

Lire la suite Fanentanana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hajaina, Andriamatoa Andry Rajoelina
Posted in Actualités

LANONAM-PITSARANA NAMETRAHANA IREO TONIA MPAMPANOA AMBONY

Notanterahina androany alatsinainy 14 aprily 2025 tao amin’ny Fitsarana Tampony sy Fitsarana Ambony Anosy ny lanonam-pitsarana nametrahana ireo Tonia Mpampanoa Ambony vaovao, dia Andriamatoa ANDRIAMAHAVORY…

Lire la suite LANONAM-PITSARANA NAMETRAHANA IREO TONIA MPAMPANOA AMBONY
Posted in Actualités

FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA

Androany 14 aprily 2025, teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana teto Faravohitra no nanatanterahana ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin…

Lire la suite FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA