Catégorie : Actualités
Fanokafana ny atrikasa famolavolana ireo lalàna malagasy mifehy ny fivarotana sy fividianana ireo fitaovam-piadiana mampidi-doza midi-droa.
Notontosaina anio 28 Aprily 2025 ihany koa ny fanokafana ny Atrikasa Famolavolana ireo Lalàna Malagasy mifehy ny Fivarotana sy Fividianana Fitaovam-piadiana mampidi-doza Midi-droa izay notanterahana…
Mandalo rahona mainty ny Fianakaviamben’ny Fitsarana.
Mandalo rahona mainty ny Fianakaviamben’ny Fitsarana satria dia Nodimandry ny Sabotsy 26 Aprily 2025 lasa teo ny « Président de Chambre » eo anivon’ny Fitsarana Ambony Toliara,…
Fananganan-tsaina teny amin’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly na ny PAC.
Androany 28 Aprily 2025 dia notanterahana teny amin’ny Pôle Anti-Corruption 67Ha ny fananganan-tsaina, izay notarihin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis,…
TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA TAO FIANARANTSOA.
Ny 26 aprily 2025 dia nanantontosa Tatitra ampahibemaso momba ny fitsirihana ny fampiasana ireo volam-panjakana nataon’ny Fitsarana momba ny Kaonty ny Fitsarana ara-bola tao Fianarantsoa….
FIFANINANA HIDIRANA HO MPIRAKIDRAHARAHA, TONGA NANKAHERY IREO MPIARA-MIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRA NY MINISITRY NY FITSARANA.
Tonga nankahery ireo mpiara-miasa sy tompon’andraikitra mikarakara ny fifaninana ho Mpirakidraharaha ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis androany 26 aprily…
Fifamindram-pitantanana eo anivon’ny fitaleavana misahana ny fanavaozana ny fandraharana ny fonja.
Tontosa androany 25 aprily 2025 ny fifamamindram-pitantana teo amin’ny Tale misahana ny Fanavaozana ny Fandraharahana ny Fonja na Directeur des Reformes Pénitentiaire (DRP) teo aloha,…
Fisaonana sy fangataham-bavaka ho an’ny fialan-tsasatry ny fanahin’ny Papa Ray Masina François.
Notontosaina androany 23 Aprily 2025 tao amin’ny Eglizy Katolika Romanina Antanimena (EKAR) Md François Xavier, ny Eokaristia Masina ho fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, noho ireo…
Fitsenana ny Filohan’ny Vondron’i Kaomôro.
Tafapetraka soamantsara eto amin’ny seranam-piaramanidina iraisampirenena Ivato ihany koa ny fiaramanidina nitondra an’Andriamatoa AZALI Assoumani, Filohan’ny Vondron’i Kaomôro, sy ny vadiny, Ramatoa AZALI Ambari rehefa…
Lapam-panjakana Iavoloha.
Fitsidihana ara-panjakana ataon’ny Filoha Frantsay, SE Emmanuel Macron eto Madagasikara. 23 aprily 2025.
Misaona ny fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana satria dia nodimandry ny 20 aprily 2025 ny mpiara-miasa iray ato amin’ny Fandraharahana ny Fonja ao amin’ny « Groupe Volant d’Intervention Rapide » (GVIR), Tompokolahy RANDRIANARIMANGA Fanomezantsoarimanana noho ny lozam-pifamoivoizina nahazo azy.
Tonga avy hatrany nijery ny razana tao amin’ny tranom-paty Anosy ny Tompon’andraikitra eto amin’ny Minisitera sy mpiara-miasa izay notarihan’ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisitra sy ny Tale…