Catégorie : Actualités
26 JUIN 2025 : CÉLÉBRATION DU 65ème ANNIVERSAIRE DE L’INDÉPENDANCE ET DU CLASSEMENT DE L’ADO MALAGASIEN.
Le gardien de la mise en place du gouvernement, ministre de la Justice, Monsieur RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis est heureux de féliciter la famille de la…
FIFANDRAISANA EO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARÀNA SY NY BANKY IRAISAM-PIRENENA.
Antananarivo 23 jona 2025 ; Noraisin’ Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsaràna tao amin’ny toeram-piasany eny Faravohitra, ny Solontena maharitry ny…
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 T𝗘𝗧𝗢 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗩𝗢𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔.
Androany 23 jona 2025, dia teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana eto Faravohitra no nanatanterahana ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY…
EKAR KATEDRALY ANDOHALO: FANOMPOAM-PIVAVAHANA HO FANKALAZANA NY FAHA 65-TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA.
Fotoam-pivavahana teny amin’ny EKAR KATEDRALY Andohalo no nanohizan’ny Hery Fiaraovana sy Filaminana ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena Malagasy anio Alahady faha 22…
FIOMBONAM-BAVAKA FANKALAZANA NY FAHA-190 TAONAN’NY NAHAVITANA PRINTY NY BAIBOLY MALAGASY VOALOHANY ARY FAHA-60 TAONA NIORENAN’NY FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY.
« Ao koa ny amafazana an-tany lonaka, dia ireo mahaheno ny teny sy mandray azy ka mamokatra : ny iray telopolo heny, ny iray enimpolo heny,…
MANKANY AMIN’NY FIARAHA-MIASA STRATEJIKA HO AMIN’NY FAHALEOVANTENA ARA-TSAKAFO : FANASONIAVANA FIFANARAHANA TEO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA SY NY SEKRETERAM-PANJAKANA EO ANIVON’NY FIADIDIANA NY REPOBLIKA MISAHANA NY FAHALEOVANTENA ARA-TSAKAFO.
Tontosa ny 19 jona 2025, tao amin’ny Tranombokin’ny Minisiteran’ny Fitsarana, ny fifanaovan-tsonia nanehoana sy nanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana, notarihin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana,…
𝗙𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗗𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗦𝘁𝗿𝗮𝘁𝗲𝗷𝗶𝗸𝗮 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝟮𝟬𝟮𝟱–𝟮𝟬𝟯𝟬 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆 𝗠𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 (𝗜𝗦𝗖) 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮
Notontosaina androany 17 jona 2025, teto amin’ny Fitsarana Tampony Anosy ny fanombohana ny Drafitra Stratejika Vaovaon’ny taona 2025–2030 izay an’ny Andrim-panjakana Ambony Misahana ny Fankatoavana…
FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NOTANTERAHAN’IREO MPITSARA ANDIANY INDRAY MIHIRA, TAONA 2002.
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’Andriamatoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, ny solotena avy amin’ny mpitsara andiany indray mihira, taona…
Anjara Fitenenan’ny Minisitra Ny Fitsarana.
Fihaonana nifanatrehan’ny Loholona sy ny Governemanta izay nandraisan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis anjara tamin’ny fitondrana fanazavana sy valiny an’ireo…
Fetin’ny ray.
𝐍𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐦𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐢𝐭𝐚𝐡𝐢𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚𝐬𝐞𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚, 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐌𝐀𝐍𝐃𝐈𝐌𝐁𝐘 𝐁𝐞𝐧𝐣𝐚𝐦𝐢𝐧 𝐀𝐥𝐞𝐱𝐢𝐬 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐚𝐥𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐇𝐚𝐣𝐚𝐢𝐧𝐚, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐀𝐉𝐎𝐄𝐋𝐈𝐍𝐀…