Catégorie : Actualités
Lapam-panjakana Iavoloha.
Fitsidihana ara-panjakana ataon’ny Filoha Frantsay, SE Emmanuel Macron eto Madagasikara. 23 aprily 2025.
Misaona ny fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana satria dia nodimandry ny 20 aprily 2025 ny mpiara-miasa iray ato amin’ny Fandraharahana ny Fonja ao amin’ny « Groupe Volant d’Intervention Rapide » (GVIR), Tompokolahy RANDRIANARIMANGA Fanomezantsoarimanana noho ny lozam-pifamoivoizina nahazo azy.
Tonga avy hatrany nijery ny razana tao amin’ny tranom-paty Anosy ny Tompon’andraikitra eto amin’ny Minisitera sy mpiara-miasa izay notarihan’ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisitra sy ny Tale…
NODIMANDRY NY AMBASADAORO MALAGASY ANY FRANTSA.
Ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis sy ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’Andriamatoa S.E.M. RAJOHNSON Olivier…
Nodimandry ny Papa Ray Masina François.
Tamin’ny alahelo lehibe no nandrenesako ny fahalasanan’ny Papa Ray Masina, Papa François. Tsaroako manokana ireo fihaonana taminy. Nahakasika ny fon’olona maro ny fahatsoram-pony fa indrindra…
Fanentanana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hajaina, Andriamatoa Andry Rajoelina
Manentana ny olom-pirenena tsirairay avy Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, amin’ny fanadiovana sy fikarakarana ny tanàna manodidina azy ireo. Tsy amin’ny fandraisana ny COI ihany…
LANONAM-PITSARANA NAMETRAHANA IREO TONIA MPAMPANOA AMBONY
Notanterahina androany alatsinainy 14 aprily 2025 tao amin’ny Fitsarana Tampony sy Fitsarana Ambony Anosy ny lanonam-pitsarana nametrahana ireo Tonia Mpampanoa Ambony vaovao, dia Andriamatoa ANDRIAMAHAVORY…
FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA
Androany 14 aprily 2025, teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana teto Faravohitra no nanatanterahana ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin…