Catégorie : Actualités
Lanonam-pitsarana nametrahana ny filoha voalohan’nny Fitsarana Ambony Mahajanga.
Notanterahina androany Zoma 02 Mey 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambony Mahajanga ny lanonam-pitsarana manetriketrika nametrahana ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Ambony vaovao, dia Andriamatoa RABEMANANJARA Barijaofetra…
Tatitra ampahibemaso na « rapport public » 2023-2024 nataon’ny Fitsarana ara-bola Antsiranana.
Ny 30 aprily 2025 lasa teo no tontosa tao Antsiranana ny fanehoana ny tatitra ampahibemaso nankinin’ny lalàna amin’ny Fitsarana ara-bola, izay miandraikitra ny fitsirihina ny…
Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Masoivohon’ny Madagasikara any Maorisy
Nohon’ny fandalovan’ny Masoivohon’ny Madagasikara any Maorisy, Andriamatoa Camille Albert VITAL eto Antananarivo dia tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny…
Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Mpitsara iray voafantina hisitraka fampiofanana.
Anio Alarobia 30 aprily 2025 dia tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Atoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis teto Faravohitra,…
TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA ETO ANTANANARIVO.
Ny 29 aprily 2025 dia nanantontosa Tatitra ampahibemaso momba ny fitsirihana ny fampiasana ireo volam-panjakana nataon’ny Fitsarana momba ny Kaonty ny Fitsarana ara-bola eto Antananarivo…
TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA TOLIARA.
Ao anatin’ny tamberin’andraikitry ny Fitsarana ara-bola ny manatanteraka ny Tatitra Ampahibemaso isam-paritra ka nanantontosa izany ihany koa ny Fitsarana momba ny Kaonty ao Toliara, ny…
ATRIK’ASA FANAPARIAHANA LALANA SY FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAON’IREO BEN’NY TANANA, LEHIBEN’NY BORIBORINTANY, MPITAM-BOLA KAOMINALY EO ANIVON’NY DISTRIKAN’ANTANANARIVO ATSIMONDRANO.
Nisokatra androany 29 aprily 2025 ary hitohy rahampitso ao amin’ny Espace Cordis Ambohidrapeto Itaosy ny atrik’asa izay nomanin’ny Ministeran’ny Fitsarana ho an’ireo Ben’ny tanàna, Lehiben’ny…
FITSIDIHANA ARAK’ASA MOMBA NY “TETIKASA LANDJA ».
Tonga nanao fitsidihana arak’asa tao amin’ Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, tao amin’ny toeram-piasany eto Faravohitra, ny 28 Aprily 2025…
Fanokafana ny atrikasa famolavolana ireo lalàna malagasy mifehy ny fivarotana sy fividianana ireo fitaovam-piadiana mampidi-doza midi-droa.
Notontosaina anio 28 Aprily 2025 ihany koa ny fanokafana ny Atrikasa Famolavolana ireo Lalàna Malagasy mifehy ny Fivarotana sy Fividianana Fitaovam-piadiana mampidi-doza Midi-droa izay notanterahana…