BOEING 777-212

📌 Naiditra am-ponja vonjimaika avokoa ireo voapanga rehetra .

Raha 22 izy ireo tany am-boalohany, dia lasa 23 izany taorian’ny famotopotorana nataon’ny Mpitsara Zokiolona ao eo anivon’ny Tendro manokana iadiana amin’ny Kolikoly (PAC).

– 11 ao amin’ny Fonjan’Antanimora

– ⁠09 ao amin’ny Fonjan’’Avaradrano

– ⁠02 Fonjan’ny Tsiafahy

– ⁠01 Eny amin’ny Fonjan’ny Manjakandriana

📍 Marihina fa raha misy mambran’ny governemanta teo aloha voatohitohina amin’ny heloka dia ny Haute Cour de Justice (HCJ) no Fitsarana mahefa izany.