MIKASIKA ILAY RAHARAHA FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO.

Ny fivahinianan’ny Tonia Mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona, tao amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Televiziona Malagasy, ny Viva Tv, ny TV plus, ary Real Tv, ny Sabotsy 21 jona 2025 lasa teo.