Ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis sy ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’Andriamatoa S.E.M. RAJOHNSON Olivier Hugues Rija, AMBASADAORO Malagasy any Frantsa.
Mitondra ny teny fankaherezana sy ny fiononana feno ho an’ny fianakaviana sy ny havana rehetra amin’izao fotoana mampalahelo izao.
Hotahiana anie ny fanahiny.