Posted in Autres évènements Namaly ny fanontanianan’ireo mpanao gazety mikasika an’ilay raharaha lozam-pifamoivoizana sy ny tohiny ilay raharaha Ambohimalaza ny Tonia Mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy ny Asabotsy 6 septambra 2025 lasa teo. Published Date: 8 septembre 2025