Posted in Autres évènements

SEHATRA IRAISAM-PIRENENA.

𝑲𝒊𝒏𝒔𝒉𝒂𝒔𝒂, 𝑹𝑫𝑪 𝑪𝒐𝒏𝒈𝒐 – [29-31 𝒋𝒐𝒍𝒂𝒚 2025]. Manome voninahitra an’i Madagasikara ny atrik’asa iraisam-pirenena, izay nahakasika ny Fandraharahana ny fonja, notanterahin’ny MONUSCO (Mission de l’Organisation…

Lire la suite SEHATRA IRAISAM-PIRENENA.
Posted in Autres évènements

Nanamarika ny fanombohan’ny volana Aogositra 2025 eo amin’ny fianakaviamben’ny Fitsarana ny fanatanterahana ny tohin’ny fanadiovana faobe izay natao androany alakamisy 01 Aogositra 2025. Niainga avy teny amin’ny Kianjan’ny Maki Andohatapenaka no nanadio ka tonga hatrany amin’ny sampanan’Ambohitrimanjaka.

Tao anatin’ny firaisan-kina tanteraka no nizoran’ny fanadiovana, izay niarahan’ireo rantsa-mangaika rehetra mandrafitra ny fianakaviamben’ny Fitsarana. Nitondra ny teny fisaorana, nisolo tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana,…

Lire la suite Nanamarika ny fanombohan’ny volana Aogositra 2025 eo amin’ny fianakaviamben’ny Fitsarana ny fanatanterahana ny tohin’ny fanadiovana faobe izay natao androany alakamisy 01 Aogositra 2025. Niainga avy teny amin’ny Kianjan’ny Maki Andohatapenaka no nanadio ka tonga hatrany amin’ny sampanan’Ambohitrimanjaka.