Posted in Actualités

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗡𝗝𝗔𝗕𝗘𝗡’𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗜𝗠𝗢𝗥𝗔

Androany faha 11 ny volana Aogositra 2025 dia notanterahana teto amin’ny fonjaben’Antanimora ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin…

Lire la suite 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗡𝗝𝗔𝗕𝗘𝗡’𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗜𝗠𝗢𝗥𝗔
Posted in Autres évènements

Fantaro ireo lohahevitra mandritra ny fihaonana an-tampon’ny SADC.

Lalan-tsaina entintsika mametraka SADC mafy fototra sy maharitra.

Lire la suite Fantaro ireo lohahevitra mandritra ny fihaonana an-tampon’ny SADC.
Posted in Actualités

Hetsika « Bazar de la SADC » izay ho tanterahina ny 𝟭𝟰 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟴 𝗮𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗱’𝗘𝘅𝗽𝗼𝘀𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗜𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗘𝗻𝗮𝗿𝗮, 𝗟𝗮𝗰 𝗜𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼.

Tranoheva maro izay hampiseho ny asa tanana sy kolontsaina malagasy ary ireo firenena mikambana eo anivon’ny SADC no azo tsidihan’ny daholobe mandritra izany.

Lire la suite Hetsika « Bazar de la SADC » izay ho tanterahina ny 𝟭𝟰 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟴 𝗮𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗱’𝗘𝘅𝗽𝗼𝘀𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗜𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗘𝗻𝗮𝗿𝗮, 𝗟𝗮𝗰 𝗜𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼.
Posted in Actualités

FITSIDIHAN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKAN’I VANGAINDRANO NY MINISITRY NY FITSARANA.

Androany 08 aogositra dia nitsidika ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, ny Solombavambahoaka voafidy tao Vangaindrano, Andriamatoa Tojosoa Ideal. Nisy…

Lire la suite FITSIDIHAN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKAN’I VANGAINDRANO NY MINISITRY NY FITSARANA.
Posted in Actualités

𝐙𝐀𝐈𝐊𝐀𝐁𝐄 𝐀𝐅𝐀𝐏 𝟐𝟎𝟐𝟓:

𝐍𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐕𝐀𝐃𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐍𝐉𝐀. Notanterahana ao Toamasina, androany 07 Aogositra 2025, ny zaikabe Nasionalin’ny AFAP (Association…

Lire la suite 𝐙𝐀𝐈𝐊𝐀𝐁𝐄 𝐀𝐅𝐀𝐏 𝟐𝟎𝟐𝟓:
Posted in Actualités

Fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis teto Faravohitra, ny mpikambana avy ao amin’ny CMIL na ny Kaomisiaona Malagasy miandraikitra ny Informatika sy ny Fahalalahana ny Alatsinainy 04 Aogositra 2025.

Tonga nanao Fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis teto Faravohitra, ny mpikambana avy ao amin’ny CMIL…

Lire la suite Fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis teto Faravohitra, ny mpikambana avy ao amin’ny CMIL na ny Kaomisiaona Malagasy miandraikitra ny Informatika sy ny Fahalalahana ny Alatsinainy 04 Aogositra 2025.
Posted in Actualités

FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA SY NY MASOIVOHON’I ETAZONIA ETO MADAGASIKARA.

Antananarivo, faha-5 aogositra 2025 𝑵𝒂𝒏𝒂𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒔𝒊𝒅𝒊𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂𝒌’𝒂𝒔𝒂 𝒕𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑵𝑫𝑰𝑴𝑩𝒀 𝑩𝒆𝒏𝒋𝒂𝒎𝒊𝒏 𝑨𝒍𝒆𝒙𝒊𝒔, 𝑴𝒑𝒊𝒕𝒂𝒉𝒊𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒕𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒂𝒔𝒆𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌à𝒏𝒂, 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒕𝒔𝒂𝒓à𝒏𝒂 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒓𝒂𝒗𝒐𝒉𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒔𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑴𝒂𝒔𝒐𝒊𝒗𝒐𝒉𝒐 𝑨𝒎𝒆𝒓𝒊𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒕𝒐…

Lire la suite FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY MINISTERAN’NY FITSARANA SY NY MASOIVOHON’I ETAZONIA ETO MADAGASIKARA.
Posted in Actualités

Ny 04 Aogositra 2025, dia nitsidika ny Minisiteran’ny Fitsarana ireo Solombavambahoaka.

Ny 04 Aogositra 2025, dia nitsidika ny Minisiteran’ny Fitsarana ireo Solombavambahoaka voafidy : Andriamatoa RAHOLIJAONA Harson, (Rapporteur Général de l’Assemblée Nationale), avy ao Tsiroanomandidy ;…

Lire la suite Ny 04 Aogositra 2025, dia nitsidika ny Minisiteran’ny Fitsarana ireo Solombavambahoaka.
Posted in Actualités

FOTOAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA NAMETRAHANA NY CMIL.

𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 [𝑭𝒂𝒉𝒂-4 𝒂𝒐𝒈𝒐𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂 2025] Nisolo tena ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina nandritra ny fotoam-pitsarana nametrahana tamin’ny fomba manetriketrika ny Kaomisiaona Malagasy miandraikitra ny Informatika…

Lire la suite FOTOAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA NAMETRAHANA NY CMIL.
Posted in Actualités

FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA

Androany faha 04 ny volana Aogositra 2025 no notanterahana teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana Faravohitra ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa…

Lire la suite FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA