Jour : 4 août 2025
Posted in Actualités
Ny 04 Aogositra 2025, dia nitsidika ny Minisiteran’ny Fitsarana ireo Solombavambahoaka.
Published Date: 4 août 2025
Ny 04 Aogositra 2025, dia nitsidika ny Minisiteran’ny Fitsarana ireo Solombavambahoaka voafidy : Andriamatoa RAHOLIJAONA Harson, (Rapporteur Général de l’Assemblée Nationale), avy ao Tsiroanomandidy ;…
Posted in Actualités
𝐅𝐎𝐓𝐎𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐄𝐓𝐑𝐈𝐊𝐄𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐌𝐄𝐓𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐌𝐈𝐋
Published Date: 4 août 2025
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 [𝑭𝒂𝒉𝒂-4 𝒂𝒐𝒈𝒐𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂 2025] Nisolo tena ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina nandritra ny fotoam-pitsarana nametrahana tamin’ny fomba manetriketrika ny Kaomisiaona Malagasy miandraikitra ny Informatika…
Posted in Actualités
FANANGANAN-TSAINA TETO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA
Published Date: 4 août 2025
Androany faha 04 ny volana Aogositra 2025 no notanterahana teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana Faravohitra ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa…