Jour : 1 août 2025
Posted in Autres évènements
Nanamarika ny fanombohan’ny volana Aogositra 2025 eo amin’ny fianakaviamben’ny Fitsarana ny fanatanterahana ny tohin’ny fanadiovana faobe izay natao androany alakamisy 01 Aogositra 2025. Niainga avy teny amin’ny Kianjan’ny Maki Andohatapenaka no nanadio ka tonga hatrany amin’ny sampanan’Ambohitrimanjaka.
Published Date: 1 août 2025
Tao anatin’ny firaisan-kina tanteraka no nizoran’ny fanadiovana, izay niarahan’ireo rantsa-mangaika rehetra mandrafitra ny fianakaviamben’ny Fitsarana. Nitondra ny teny fisaorana, nisolo tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana,…