Jour : 29 juillet 2025
Posted in Actualités
𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗠𝗕𝗘𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 : 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗢𝗧𝗢 𝗗𝗜𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗡𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗡𝗝𝗔𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗗𝗜𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔.
Published Date: 29 juillet 2025
Nanatanteraka fanadiovana faobe, anio 29 Jolay 2025, ny fianakaviamben’ny Fitsarana, izay natao tety amin’ny faritra manodidina ny Minisiteran’ny Fitsarana ; izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana,…
Posted in Actualités
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis , ny Mpitandrina MAILHOL Christian André Dieudonné, Filoha Mpanorina ny Fiangonana APOKALIPSY eto Madagasikara.
Published Date: 29 juillet 2025
Ankoatry ny fiarahabana sy fitrotroana ambavaka ny asa aman’andraikitra eo anivon’ny firenena dia niompana tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana sy ny Fiangonana…