Posted in Autres évènements

FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA: FANOMPOAM-PIVAVAHANA ADVANTISTA HITONDRANA AM-BAVAKA NY FIRENENA.

Nanatrika izany fotoam-pivavahana izany, izany nisolo-tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Ramatoa Sekretera Jeneraly ny Ministeran’ Fitsarana sy Andriamatoa…

Lire la suite FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA: FANOMPOAM-PIVAVAHANA ADVANTISTA HITONDRANA AM-BAVAKA NY FIRENENA.
Posted in Actualités

FIOMBONAM-BAVAKA FANKALAZANA NY FAHA-190 TAONAN’NY NAHAVITANA PRINTY NY BAIBOLY MALAGASY VOALOHANY ARY FAHA-60 TAONA NIORENAN’NY FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY.

« Ao koa ny amafazana an-tany lonaka, dia ireo mahaheno ny teny sy mandray azy ka mamokatra : ny iray telopolo heny, ny iray enimpolo heny,…

Lire la suite FIOMBONAM-BAVAKA FANKALAZANA NY FAHA-190 TAONAN’NY NAHAVITANA PRINTY NY BAIBOLY MALAGASY VOALOHANY ARY FAHA-60 TAONA NIORENAN’NY FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY.
Posted in Autres évènements

𝗙𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸𝗮𝗱𝘆 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗼𝘁𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟮𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗩𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗿𝗶𝘃𝗼𝗻𝗶𝗺𝗮𝗺𝗼.

Tanteraka ny 20 Jona 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Arivonimamo ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ny paik’ady sy ny fizotrin’ ny raharaham-pitsarana, ho ampahany…

Lire la suite 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸𝗮𝗱𝘆 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗼𝘁𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗮-𝗢𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟮𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗩𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗿𝗶𝘃𝗼𝗻𝗶𝗺𝗮𝗺𝗼.
Posted in Autres évènements

𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗡𝗢𝗘𝗡𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗡𝗜𝗔 𝗠𝗣𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗢𝗔 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗡’𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗣𝗢𝗜𝗭𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗧𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢.

Lire la suite 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗡𝗢𝗘𝗡𝗧𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗡𝗜𝗔 𝗠𝗣𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗢𝗔 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗩𝗢𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗡’𝗜𝗟𝗔𝗬 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗣𝗢𝗜𝗭𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗧𝗦𝗔𝗞𝗔𝗙𝗢.
Posted in Autres évènements

𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 : 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐤𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐕𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨

Anio 20 jona 2025, dia nanantanteraka hetsika ara-kolontsaina ny teny amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy, izay ao anatin’ny fanamarihana ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, izay notarihan’ny…

Lire la suite 𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 : 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐤𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐕𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨
Posted in Actualités

MANKANY AMIN’NY FIARAHA-MIASA STRATEJIKA HO AMIN’NY FAHALEOVANTENA ARA-TSAKAFO : FANASONIAVANA FIFANARAHANA TEO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA SY NY SEKRETERAM-PANJAKANA EO ANIVON’NY FIADIDIANA NY REPOBLIKA MISAHANA NY FAHALEOVANTENA ARA-TSAKAFO.

Tontosa ny 19 jona 2025, tao amin’ny Tranombokin’ny Minisiteran’ny Fitsarana, ny fifanaovan-tsonia nanehoana sy nanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana, notarihin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana,…

Lire la suite MANKANY AMIN’NY FIARAHA-MIASA STRATEJIKA HO AMIN’NY FAHALEOVANTENA ARA-TSAKAFO : FANASONIAVANA FIFANARAHANA TEO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARANA SY NY SEKRETERAM-PANJAKANA EO ANIVON’NY FIADIDIANA NY REPOBLIKA MISAHANA NY FAHALEOVANTENA ARA-TSAKAFO.
Posted in Autres évènements

FAMETRAHANA NY TONIA MPAMPANOA LALANA EO ANIVON’NY FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY MAMPIKONY.

Notanterahana ny alarobia 18 jona 2025, ny lanonam-pitsarana manetriketrika nametrahana tamin’ny toerany ny Tonia mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Mampikony, Ramatoa RABEARIVO Marie…

Lire la suite FAMETRAHANA NY TONIA MPAMPANOA LALANA EO ANIVON’NY FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY MAMPIKONY.
Posted in Autres évènements

Hivahiny ao amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Televiziona Malagasy ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina rahampitso alakamisy 19 jona 2025 amin’ny 8 ora alina.

Lire la suite Hivahiny ao amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Televiziona Malagasy ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina rahampitso alakamisy 19 jona 2025 amin’ny 8 ora alina.
Posted in Actualités

𝗙𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗗𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗦𝘁𝗿𝗮𝘁𝗲𝗷𝗶𝗸𝗮 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝟮𝟬𝟮𝟱–𝟮𝟬𝟯𝟬 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆 𝗠𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 (𝗜𝗦𝗖) 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

Notontosaina androany 17 jona 2025, teto amin’ny Fitsarana Tampony Anosy ny fanombohana ny Drafitra Stratejika Vaovaon’ny taona 2025–2030 izay an’ny Andrim-panjakana Ambony Misahana ny Fankatoavana…

Lire la suite 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗗𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗦𝘁𝗿𝗮𝘁𝗲𝗷𝗶𝗸𝗮 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝟮𝟬𝟮𝟱–𝟮𝟬𝟯𝟬 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆 𝗠𝗶𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 (𝗜𝗦𝗖) 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮
Posted in Actualités

FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NOTANTERAHAN’IREO MPITSARA ANDIANY INDRAY MIHIRA, TAONA 2002.

Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’Andriamatoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, ny solotena avy amin’ny mpitsara andiany indray mihira, taona…

Lire la suite FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NOTANTERAHAN’IREO MPITSARA ANDIANY INDRAY MIHIRA, TAONA 2002.