Jour : 22 juin 2025
MIKASIKA ILAY RAHARAHA FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO.
Ny fivahinianan’ny Tonia Mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona, tao amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Televiziona Malagasy, ny Viva Tv, ny TV…
EKAR KATEDRALY ANDOHALO: FANOMPOAM-PIVAVAHANA HO FANKALAZANA NY FAHA 65-TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA.
Fotoam-pivavahana teny amin’ny EKAR KATEDRALY Andohalo no nanohizan’ny Hery Fiaraovana sy Filaminana ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena Malagasy anio Alahady faha 22…
FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA: FANOMPOAM-PIVAVAHANA ADVANTISTA HITONDRANA AM-BAVAKA NY FIRENENA.
Nanatrika izany fotoam-pivavahana izany, izany nisolo-tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Ramatoa Sekretera Jeneraly ny Ministeran’ Fitsarana sy Andriamatoa…
FIOMBONAM-BAVAKA FANKALAZANA NY FAHA-190 TAONAN’NY NAHAVITANA PRINTY NY BAIBOLY MALAGASY VOALOHANY ARY FAHA-60 TAONA NIORENAN’NY FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY.
« Ao koa ny amafazana an-tany lonaka, dia ireo mahaheno ny teny sy mandray azy ka mamokatra : ny iray telopolo heny, ny iray enimpolo heny,…