Jour : 20 juin 2025
Posted in Autres évènements
𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚 𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 : 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐤𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐕𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨
Published Date: 20 juin 2025
Anio 20 jona 2025, dia nanantanteraka hetsika ara-kolontsaina ny teny amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy, izay ao anatin’ny fanamarihana ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, izay notarihan’ny…