Jour : 12 juin 2025
Posted in Actualités
Natomboka androany 12 Jona 2025 ny fivoriambe hifanatrehana mivantana eo amin’ny Solombavambahoaka sy ny Governemanta.
Published Date: 12 juin 2025
Tontosaina mandritra ny roa andro nanomboka androany 12 Jona 2025 ny fivoriana hifanatrehana mivantana eo amin’ireo Solombavambahoaka sy ny Governemanta, notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny Antenimierampirenena…