Posted in Actualités

Diaben’ny Fahaleovantena sy lalao ara-piarahalahiana (Match de Gala): Fandraisana Anjara Feno avy amin’ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana.

Ao anatin’ny fankalazana manetriketrika ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara dia nanatanteraka Diaben’ny Fahaleovantena ireo mpiasam-panjakana sy solontenan’ny Andrim-panjakana rehetra manerana ny Nosy. Nandray anjara…

Lire la suite Diaben’ny Fahaleovantena sy lalao ara-piarahalahiana (Match de Gala): Fandraisana Anjara Feno avy amin’ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana.