Posted in Actualités

Fananganan-tsaina.

Androany faha 30 ny volana Jona 2025, dia notanterahana teny amin’ny Fonjaben’Antanimora ny fananganan-tsaina.Tonga nisolo-tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin…

Lire la suite Fananganan-tsaina.
Posted in Actualités

FISAORANA SY FANKASITRAHANA

Ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, dia manolotra fisaorana mitafotafo sy fankasitrahana feno ho an’ireo mpandray anjara rehetra tamin’ny Matso…

Lire la suite FISAORANA SY FANKASITRAHANA
Posted in Autres évènements

FAMIRAPIRATAN’I MADAGASIKARA EO ANIVON’NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA – VOKATSOA ARA- DIPLOMATIKA VAOVAO AZON’NY FIRENENA MALAGASY.

Mitohy hatrany ny fampiharana ny fomba fijery sy fomba fitantanana mampivelatra ny maha izy azy ireo Mpiasam-panjakana eo anivon’ny ny Ministeran’ny Fitsarana. Notontosaina ny Talata…

Lire la suite FAMIRAPIRATAN’I MADAGASIKARA EO ANIVON’NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA – VOKATSOA ARA- DIPLOMATIKA VAOVAO AZON’NY FIRENENA MALAGASY.
Posted in Actualités

26 JUIN 2025 : CÉLÉBRATION DU 65ème ANNIVERSAIRE DE L’INDÉPENDANCE ET DU CLASSEMENT DE L’ADO MALAGASIEN.

Le gardien de la mise en place du gouvernement, ministre de la Justice, Monsieur RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis est heureux de féliciter la famille de la…

Lire la suite 26 JUIN 2025 : CÉLÉBRATION DU 65ème ANNIVERSAIRE DE L’INDÉPENDANCE ET DU CLASSEMENT DE L’ADO MALAGASIEN.
Posted in Autres évènements

Observation de la fête de l’indépendance au lac Iarivo

Lire la suite Observation de la fête de l’indépendance au lac Iarivo
Posted in Autres évènements

TRAVAIL SOCIAL : PARTAGER L’AMOUR ET L’ESPOIR AUX PRISONNÉS DANS LA PRISON D’ANTANIMORA.

En célébration du retour de l’indépendance de Madagascar, d’autant plus que juin est un mois dédié aux enfants, le mardi 24 juin 2025, les détenus…

Lire la suite TRAVAIL SOCIAL : PARTAGER L’AMOUR ET L’ESPOIR AUX PRISONNÉS DANS LA PRISON D’ANTANIMORA.
Posted in Actualités

FIFANDRAISANA EO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARÀNA SY NY BANKY IRAISAM-PIRENENA.

Antananarivo 23 jona 2025 ; Noraisin’ Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsaràna tao amin’ny toeram-piasany eny Faravohitra, ny Solontena maharitry ny…

Lire la suite FIFANDRAISANA EO AMIN’NY MINISITERAN’NY FITSARÀNA SY NY BANKY IRAISAM-PIRENENA.
Posted in Actualités

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 T𝗘𝗧𝗢 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗩𝗢𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔.

Androany 23 jona 2025, dia teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana eto Faravohitra no nanatanterahana ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY…

Lire la suite 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 T𝗘𝗧𝗢 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗩𝗢𝗛𝗜𝗧𝗥𝗔.
Posted in Autres évènements

MIKASIKA ILAY RAHARAHA FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO.

Ny fivahinianan’ny Tonia Mpampanoa Lalàna eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona, tao amin’ny fampahalalam-baovaon’ny Televiziona Malagasy, ny Viva Tv, ny TV…

Lire la suite MIKASIKA ILAY RAHARAHA FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO.
Posted in Actualités

EKAR KATEDRALY ANDOHALO: FANOMPOAM-PIVAVAHANA HO FANKALAZANA NY FAHA 65-TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA.

Fotoam-pivavahana teny amin’ny EKAR KATEDRALY Andohalo no nanohizan’ny Hery Fiaraovana sy Filaminana ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena Malagasy anio Alahady faha 22…

Lire la suite EKAR KATEDRALY ANDOHALO: FANOMPOAM-PIVAVAHANA HO FANKALAZANA NY FAHA 65-TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA.