Jour : 2 mai 2025
Posted in Actualités
TOBIM-PAMOKARANA ANJANAMASINA : MIAKATRA NY VOKATRY NY FAMBOLENA.
Published Date: 2 mai 2025
Zoma faha-02 Mey 2025, tanteraka ny fotoam-pijinjana ny vary teny amin’ny tobim-pamokaran’ny Fandraharahana ny Fonja teny Anjanamasina. Voly vary tamina tany 1,80 ha no vokatra…
Posted in Actualités
Lanonam-pitsarana nametrahana ny filoha voalohan’nny Fitsarana Ambony Mahajanga.
Published Date: 2 mai 2025
Notanterahina androany Zoma 02 Mey 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambony Mahajanga ny lanonam-pitsarana manetriketrika nametrahana ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Ambony vaovao, dia Andriamatoa RABEMANANJARA Barijaofetra…
Posted in Actualités
Tatitra ampahibemaso na « rapport public » 2023-2024 nataon’ny Fitsarana ara-bola Antsiranana.
Published Date: 2 mai 2025
Ny 30 aprily 2025 lasa teo no tontosa tao Antsiranana ny fanehoana ny tatitra ampahibemaso nankinin’ny lalàna amin’ny Fitsarana ara-bola, izay miandraikitra ny fitsirihina ny…