Posted in Actualités

Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny CED sy MEDEM

Ho tohin’ny fihaonana tamin’ny 10 febroary 2025 amin’ny ezaka fanatsarana ny kalitaon’ny asam-pitsarana dia nisy ny fandraisan’Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny…

Lire la suite Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny CED sy MEDEM
Posted in Actualités

Fanambarana ofisialy avy amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy.

Lire la suite Fanambarana ofisialy avy amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Anosy.
Posted in Actualités

Filoha Andry RAJOELINA

NANOVA TOETSAINA MAKANY AMIN’NY TSARA NY NANDRAISANA NY FIHAONANA AN-TAMPON’NY COI.

Lire la suite Filoha Andry RAJOELINA
Posted in Actualités

Fananganan-tsaina teny amin’ny fonjaben’Antanimora.

Androany faha 05 ny volana Mey 2025, dia notanterahana teny amin’ny Fonjaben’Antanimora ny fananganan-tsaina, izay notarihan’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin…

Lire la suite Fananganan-tsaina teny amin’ny fonjaben’Antanimora.
Posted in Actualités

TOBIM-PAMOKARANA ANJANAMASINA : MIAKATRA NY VOKATRY NY FAMBOLENA.

Zoma faha-02 Mey 2025, tanteraka ny fotoam-pijinjana ny vary teny amin’ny tobim-pamokaran’ny Fandraharahana ny Fonja teny Anjanamasina. Voly vary tamina tany 1,80 ha no vokatra…

Lire la suite TOBIM-PAMOKARANA ANJANAMASINA : MIAKATRA NY VOKATRY NY FAMBOLENA.
Posted in Actualités

Lanonam-pitsarana nametrahana ny filoha voalohan’nny Fitsarana Ambony Mahajanga.

Notanterahina androany Zoma 02 Mey 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambony Mahajanga ny lanonam-pitsarana manetriketrika nametrahana ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Ambony vaovao, dia Andriamatoa RABEMANANJARA Barijaofetra…

Lire la suite Lanonam-pitsarana nametrahana ny filoha voalohan’nny Fitsarana Ambony Mahajanga.
Posted in Actualités

Tatitra ampahibemaso na « rapport public » 2023-2024 nataon’ny Fitsarana ara-bola Antsiranana.

Ny 30 aprily 2025 lasa teo no tontosa tao Antsiranana ny fanehoana ny tatitra ampahibemaso nankinin’ny lalàna amin’ny Fitsarana ara-bola, izay miandraikitra ny fitsirihina ny…

Lire la suite Tatitra ampahibemaso na « rapport public » 2023-2024 nataon’ny Fitsarana ara-bola Antsiranana.
Posted in Actualités

Harahinao mivantana.

Lire la suite Harahinao mivantana.