Posted in Actualités

FIFANINANA HIDIRANA HO MPIRAKIDRAHARAHA, TONGA NANKAHERY IREO MPIARA-MIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRA NY MINISITRY NY FITSARANA.

Tonga nankahery ireo mpiara-miasa sy tompon’andraikitra mikarakara ny fifaninana ho Mpirakidraharaha ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis androany 26 aprily…

Lire la suite FIFANINANA HIDIRANA HO MPIRAKIDRAHARAHA, TONGA NANKAHERY IREO MPIARA-MIASA SY TOMPON’ANDRAIKITRA NY MINISITRY NY FITSARANA.
Posted in Actualités

Fifamindram-pitantanana eo anivon’ny fitaleavana misahana ny fanavaozana ny fandraharana ny fonja.

Tontosa androany 25 aprily 2025 ny fifamamindram-pitantana teo amin’ny Tale misahana ny Fanavaozana ny Fandraharahana ny Fonja na Directeur des Reformes Pénitentiaire (DRP) teo aloha,…

Lire la suite Fifamindram-pitantanana eo anivon’ny fitaleavana misahana ny fanavaozana ny fandraharana ny fonja.
Posted in Actualités

Fisaonana sy fangataham-bavaka ho an’ny fialan-tsasatry ny fanahin’ny Papa Ray Masina François.

Notontosaina androany 23 Aprily 2025 tao amin’ny Eglizy Katolika Romanina Antanimena (EKAR) Md François Xavier, ny Eokaristia Masina ho fisaorana sy fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, noho ireo…

Lire la suite Fisaonana sy fangataham-bavaka ho an’ny fialan-tsasatry ny fanahin’ny Papa Ray Masina François.
Posted in Actualités

Fitsenana ny Filohan’ny Vondron’i Kaomôro.

Tafapetraka soamantsara eto amin’ny seranam-piaramanidina iraisampirenena Ivato ihany koa ny fiaramanidina nitondra an’Andriamatoa AZALI Assoumani, Filohan’ny Vondron’i Kaomôro, sy ny vadiny, Ramatoa AZALI Ambari rehefa…

Lire la suite Fitsenana ny Filohan’ny Vondron’i Kaomôro.
Posted in Actualités

Lapam-panjakana Iavoloha.

Fitsidihana ara-panjakana ataon’ny Filoha Frantsay, SE Emmanuel Macron eto Madagasikara. 23 aprily 2025.

Lire la suite Lapam-panjakana Iavoloha.
Posted in Actualités

Misaona ny fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana satria dia nodimandry ny 20 aprily 2025 ny mpiara-miasa iray ato amin’ny Fandraharahana ny Fonja ao amin’ny « Groupe Volant d’Intervention Rapide » (GVIR), Tompokolahy RANDRIANARIMANGA Fanomezantsoarimanana noho ny lozam-pifamoivoizina nahazo azy.

Tonga avy hatrany nijery ny razana tao amin’ny tranom-paty Anosy ny Tompon’andraikitra eto amin’ny Minisitera sy mpiara-miasa izay notarihan’ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisitra sy ny Tale…

Lire la suite Misaona ny fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana satria dia nodimandry ny 20 aprily 2025 ny mpiara-miasa iray ato amin’ny Fandraharahana ny Fonja ao amin’ny « Groupe Volant d’Intervention Rapide » (GVIR), Tompokolahy RANDRIANARIMANGA Fanomezantsoarimanana noho ny lozam-pifamoivoizina nahazo azy.
Posted in Actualités

NODIMANDRY NY AMBASADAORO MALAGASY ANY FRANTSA.

Ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis sy ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianakavian’Andriamatoa S.E.M. RAJOHNSON Olivier…

Lire la suite NODIMANDRY NY AMBASADAORO MALAGASY ANY FRANTSA.
Posted in Actualités

Nodimandry ny Papa Ray Masina François.

Tamin’ny alahelo lehibe no nandrenesako ny fahalasanan’ny Papa Ray Masina, Papa François. Tsaroako manokana ireo fihaonana taminy. Nahakasika ny fon’olona maro ny fahatsoram-pony fa indrindra…

Lire la suite Nodimandry ny Papa Ray Masina François.
Posted in Actualités

Fanentanana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hajaina, Andriamatoa Andry Rajoelina

Manentana ny olom-pirenena tsirairay avy Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, amin’ny fanadiovana sy fikarakarana ny tanàna manodidina azy ireo. Tsy amin’ny fandraisana ny COI ihany…

Lire la suite Fanentanana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Hajaina, Andriamatoa Andry Rajoelina
Posted in Actualités

LANONAM-PITSARANA NAMETRAHANA IREO TONIA MPAMPANOA AMBONY

Notanterahina androany alatsinainy 14 aprily 2025 tao amin’ny Fitsarana Tampony sy Fitsarana Ambony Anosy ny lanonam-pitsarana nametrahana ireo Tonia Mpampanoa Ambony vaovao, dia Andriamatoa ANDRIAMAHAVORY…

Lire la suite LANONAM-PITSARANA NAMETRAHANA IREO TONIA MPAMPANOA AMBONY