Posted in Actualités

Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Masoivohon’ny Madagasikara any Maorisy

Nohon’ny fandalovan’ny Masoivohon’ny Madagasikara any Maorisy, Andriamatoa Camille Albert VITAL eto Antananarivo dia tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny…

Lire la suite Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Masoivohon’ny Madagasikara any Maorisy
Posted in Actualités

Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Mpitsara iray voafantina hisitraka fampiofanana.

Anio Alarobia 30 aprily 2025 dia tonga nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Atoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis teto Faravohitra,…

Lire la suite Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Mpitsara iray voafantina hisitraka fampiofanana.