Posted in Actualités

TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA ETO ANTANANARIVO.

Ny 29 aprily 2025 dia nanantontosa Tatitra ampahibemaso momba ny fitsirihana ny fampiasana ireo volam-panjakana nataon’ny Fitsarana momba ny Kaonty ny Fitsarana ara-bola eto Antananarivo…

Lire la suite TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA ETO ANTANANARIVO.
Posted in Actualités

TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA TOLIARA.

Ao anatin’ny tamberin’andraikitry ny Fitsarana ara-bola ny manatanteraka ny Tatitra Ampahibemaso isam-paritra ka nanantontosa izany ihany koa ny Fitsarana momba ny Kaonty ao Toliara, ny…

Lire la suite TATITRA AMPAHIBEMASO NATAON’NY FITSARANA ARA-BOLA TOLIARA.
Posted in Actualités

ATRIK’ASA FANAPARIAHANA LALANA SY FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAON’IREO BEN’NY TANANA, LEHIBEN’NY BORIBORINTANY, MPITAM-BOLA KAOMINALY EO ANIVON’NY DISTRIKAN’ANTANANARIVO ATSIMONDRANO.

Nisokatra androany 29 aprily 2025 ary hitohy rahampitso ao amin’ny Espace Cordis Ambohidrapeto Itaosy ny atrik’asa izay nomanin’ny Ministeran’ny Fitsarana ho an’ireo Ben’ny tanàna, Lehiben’ny…

Lire la suite ATRIK’ASA FANAPARIAHANA LALANA SY FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAON’IREO BEN’NY TANANA, LEHIBEN’NY BORIBORINTANY, MPITAM-BOLA KAOMINALY EO ANIVON’NY DISTRIKAN’ANTANANARIVO ATSIMONDRANO.
Posted in Actualités

FITSIDIHANA ARAK’ASA MOMBA NY “TETIKASA LANDJA ».

Tonga nanao fitsidihana arak’asa tao amin’ Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, tao amin’ny toeram-piasany eto Faravohitra, ny 28 Aprily 2025…

Lire la suite FITSIDIHANA ARAK’ASA MOMBA NY “TETIKASA LANDJA ».