Posted in Actualités

Fanokafana ny atrikasa famolavolana ireo lalàna malagasy mifehy ny fivarotana sy fividianana ireo fitaovam-piadiana mampidi-doza midi-droa.

Notontosaina anio 28 Aprily 2025 ihany koa ny fanokafana ny Atrikasa Famolavolana ireo Lalàna Malagasy mifehy ny Fivarotana sy Fividianana Fitaovam-piadiana mampidi-doza Midi-droa izay notanterahana…

Lire la suite Fanokafana ny atrikasa famolavolana ireo lalàna malagasy mifehy ny fivarotana sy fividianana ireo fitaovam-piadiana mampidi-doza midi-droa.
Posted in Actualités

Mandalo rahona mainty ny Fianakaviamben’ny Fitsarana.

Mandalo rahona mainty ny Fianakaviamben’ny Fitsarana satria dia Nodimandry ny Sabotsy 26 Aprily 2025 lasa teo ny « Président de Chambre » eo anivon’ny Fitsarana Ambony Toliara,…

Lire la suite Mandalo rahona mainty ny Fianakaviamben’ny Fitsarana.
Posted in Actualités

Fananganan-tsaina teny amin’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly na ny PAC.

Androany 28 Aprily 2025 dia notanterahana teny amin’ny Pôle Anti-Corruption 67Ha ny fananganan-tsaina, izay notarihin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis,…

Lire la suite Fananganan-tsaina teny amin’ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly na ny PAC.