๐—™๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ (๐—ฃ๐—”๐—๐— ๐—” : ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ท๐—ฒ๐˜ ๐—ฑโ€™๐—”๐—ฝ๐—ฝ๐˜‚๐—ถ ร  ๐—น๐—ฎ ๐—๐˜‚๐˜€๐˜๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ ร  ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ).

๐Ÿ“ŒNotanterahina androany faha 05 septambra 2025 ny lanonana fifamindram-pitantanana teo aminโ€™ Atoa ANDRIANTSOAMANALINA Radonirina Eric, Mpandrindra ny tetikasa teo aloha sy ny mpandimby azy, Atoa RAKOTOMALALA Juliard Auguste.

โญNisolo tena ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis taminโ€™izany, ny Sekretera Jeneralinโ€™ny Ministeranโ€™ny Fitsarana, Rtoa BELALAHY Hanitriniaina.

โžก๏ธTao aminโ€™ny lahatenininโ€™Atoa ANDRIANTSOAMANALINA Radonirina Eric dia nampatsiahy ireo zava-bita nandritra ny fotoana nitantanany sy nanindry ny fahafaham-ponโ€™ny mpamatsy vola dia ny Agence Franรงaise pour le Dรฉveloppement (AFD) manoloana ny zava-bita izy.

โžก๏ธNy Mpandrindra vaovao, Atoa RAKOTOMALALA Juliard Auguste kosa nanolotra fisaorana anโ€™Atoa Mpandrindra teo aloha noho ny fototra sy ny asa efa vita ary naniry ny fanatsarana kokoa ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny ekipa. Nitondra teny fisaorana sy fankatelemena manokana anโ€™Atoa Ministra sy ny mpitantana ny Ministeranโ€™ny Fitsarana ihany koa izy noho fahatokisana taminโ€™ny fanendrena azy.

โญ•Ramatoa Sekretera Jeneralinโ€™ny Ministeranโ€™ny Fitsarana kosa rehefa nandray fitenenana dia nankasitraka ny fahazotoana sy ny fandraisana andraikitra nanananโ€™Atoa Mpandrindra teo aloha ary niarahaba azy taminโ€™ireo zava-bita azo tsapain-tanana. Nirary soa ny Mpandrindra vaovao ihany koa izy sady nanasongadina ny mahazava-dehibe ny fiarahamiasa eo aminโ€™ny Ministeranโ€™ny Fitsarana sy ny AFD aminโ€™ny alalanโ€™ity tetikasa PAJMA ity.