๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—”๐— -๐—•๐—˜๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ

๐—ฆ๐—˜๐—ก๐——๐—œ๐—ž๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—œ๐——๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”

๐Ÿ“Œ Tontosa omaly 21 sy anio 22 aogositra 2025 tetsy Anosy ny Fivoriam-be voalohanโ€™ny Sendikanโ€™ny Mpirakidraharaham-Pitsarana (SGJM) eto Madagasikara amin’ity taona ity sady voalohany ihany koa taorianan’ny nahavoavifidy ny birao izay notarihanโ€˜ny filohany, Andriamatoa RAKOTO Andriamampianina Mathias.

โš™๏ธ Nivoitra nandritra izany fivoriana izany ny fanaovana tatitry ny asa sy ny momba ny fikambanana aminโ€™ny ankapobeny. Voaresaka tao ihany koa ny volavolan-dalร na mahakasika ny satanโ€™ny Mpirakidraharaha ary indrindra ny fifampizarana arakโ€™asa sy traikefa hanatsarana ny kalitaonโ€™ny asa sy ny tolotra ho fametrahana ny tamberinโ€™andraikitra ho anโ€™ny vahoaka sy fanomezana hasina sy lanja ny asanโ€™ny Mpirakidraharaha. Ny tanjona, hoy ny filoha, dia ny hanatsarana hatrany ny fandraisana andraikitra ho anโ€™ireo Mpirakidraharaha manerana ny Nosy.