π…πˆπ“π’πˆπƒπˆπ‡π€ππ€ 𝐀𝐑𝐀-ππŽπŒππ€ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐉𝐀𝐍𝐀 ππ€π“π€πŽπβ€™ππ˜ ππˆπ‘π€πŽ πŒπ€π‡π€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π‚πŒπˆπ‹

πŸ“Œ Antananarivo, 21 Aogositra 2025 – Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, ny Birao Maharitra ao amin’ny Kaomisiona Malagasy miandraikitra ny Informatika sy ny Fahalalahana (CMIL), izay notarihan’ny Filohany, Andriamatoa ANDRIANANDRASANA Ratsihosena, niaraka tamin’ireo Filoha Lefitra, mpiara-miasa aminy.

🎯 Laharam-pahamehan’ny CMIL ny fiarovana sy ny fanaraha-maso ny fikirakirana ireo antontan-kevitra, ary indrindra manampy amin’ny fanajana ny lalΓ na momba ny fiarovana ny angon-drakitry ny olom-pirenena Malagasy.