Fandaharana « ZAKAY ARIK’ARO »

⚖️ Fivahinianan’Andriamatoa François RAKOTOZAFY, Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana tao amin’ny Fandaharana « ZAKAY ARIK’ARO ».
📽️ Arahanao manontolo ny dinidinika niarahany tamin’Andriamatoa Abraham RAZAFY.