Pejy an-tsary : Fitsidihan’ny Mpisolo tena maharitry ny Friedrich Ebert Stiftung (FES)

Fitsidihan’ny Mpisolo tena maharitry ny Friedrich Ebert Stiftung (FES) eto Madagasikara, Atoa Constantin GRUND, tamin’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, Atoa IMBIKI Herilaza