Pejy an-tsary androany Alatsinainy 27 Septambra 2021: Fananganan-tsaina teto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana eto Faravohitra

Fanajana ny fitsipi-pifehezana :
Fampahatsiahivana farany

Hentitra ny fampahatsiahivana mikasika ny fanajana ny fitsipi-pifehezana. Anisany amin’izany ny tsy maintsy hanatrehana ny fananganan-tsaina isaky ny Alatsinainy. Eto amin’ny Ministeran’ny Fitsarana eto Faravohitra isaky ny Alatsinainy antenantenam-bolana, ary eny amin’ny Fitsarana Tampony Anosy kosa isaky ny Alatsinainy voalohany amin’ny volana.