Pejy an-tsary : Fidinana ifotony tao amin’ny Fitsarana sy ny Fandraharahana ny Fonja ao Morondava.

Fidinana ifotony nataon’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjaka­na, Minisitry ny Fitsarana, Andriamatoa IMBIKI Herilaza,tao amin’ny Fitsarana sy ny Fandraharahana ny Fonja ao Morondava.